Entry manotra (otra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana
Explanations in English  [Hallanger 1973] to massage, to rub
Explanations in French  [Hallanger 1974] masser, frictionner
Morphology 
manotra
nanotra
hanotra
manora
Quotes 

Updated on 2020/07/31