|
|
|
|

Entrée1  manontany (ontany)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
4  Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
5  Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
Explications en anglais  6  to inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
7  to ask a question, to interrogate [1.7]
Explications en français  8  poser une question; questionner, interroger [1.8]
Exemples  9  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
10  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Synonymes  15  miontany
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot manontany

Mis à jour le 2023/10/20