Entry |
manongana
(ongana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
¶ Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha |
Explanations in English | [Richardson 1885]
to thrown down, to reduce, to expel. |
| [Hallanger 1973]
to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace |
Explanations in French | [Hallanger 1974]
jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier |
Morphology |
|
|
Entry |
manongàna
(ongana)
|
Part of speech | imperative of active verb manongana
|
Explanations in French | [Abinal 1888]
|
|