Entry |
manomana
(omana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [1.1]
|
Explanations in English | to decorate, to make ready to go, to put in readiness. [1.2]
|
| to prepare, to make ready [1.7]
|
Explanations in French | préparer, faire les préparatifs [1.3, 1.8]
|
| parer [1.3]
|
Morphology |
Present |
manomana |
Past |
nanomana |
Future |
hanomana |
Imperative |
manomàna |
|
Examples |
1 | Manomana ny tsihy sy ny lovia kosa i Mora
[2.442]
|
2 | Nanomana tafika ny Fanjakana Frantsay
[2.588]
|
3 | Manomana fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement prépare des armes)
[1.3]
|
|
|
Entry |
manomàna
(omana)
|
Part of speech | imperative of active verb manomana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Examples | Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora
[2.996]
|
|