Entry |
manolikoly
(kolikoly (koly))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to cajole; to care for [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | cajoler, entraîner par des promesses [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
Synonyms | |
|
Entry |
manolikoly
(kolikoly (koly))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to bribe [Hallanger 1973]
|
Morphology |
|
Synonyms | |
|