|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manokana (tokana)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
4  tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
Explications en français  5  propre; particulier [1.13]
Exemples  6  Misy menaka fanosotra manokana ihany koa. [2.424#]
7  Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana. [2.117#]
8  Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana. [2.643#]
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/3)13  manokana (tokana)
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
16  Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Mots composés 

Entrée (3/3)22  manokàna (tokana)
Partie du discours  23  impératif du verbe actif manokana
Explications en malgache  [1.1]
Tableaux et planches  24  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  25  manakona, manakòna, manankoa, manokana, manokàna, manonaka, manakona, manakòna, manankoa, manokana, manokàna, manonaka

Mis à jour le 2024/07/26