Entry manodina (hodina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
¶ Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
¶ Manasitily: Manodina divay ho toaka [Rajemisa 1985]
Explanations in English to turn [Hallanger 1973]
Explanations in French tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [Hallanger 1974]
Morphology 
manodina
nanodina
hanodina
manona
Examples 
1Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [Rakotozafy: Ratsimba, page 72]
2Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [Razoharinoro: Soratra, page 185]

Entry manodina (odina)
Part of speech active verb
Explanations in French faire révolter [Abinal 1888 page 457]
Morphology 
manodina
nanodina
hanodina
manona
Synonyms mampiodina
Examples Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [Ravelomanana: Lalana, page 179]

Entry manona (hodina)
Part of speech imperative of active verb manodina [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 457]

Entry manona (odina)
Part of speech imperative of active verb manodina [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 457]
Synonyms mampiona

Entry mañodina
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] manimba [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31