|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manintsana |
| Fototeny | 2 hintsana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any.
5 Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary. 6 Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra. 7 Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana. 8 Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io. [1.1] |
| Ohatra |
9 sambatra kosa itony ambiaty mahafolaka am-bozona ny taona ka ririnina tsy mba manintsana lohataona mamony ihany ary fahavaratra manorobona [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 manintsàna |
| Fototeny | 16 hintsana |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manintsana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 manantsina, 19 manintsàna, manintsana, 20 minantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|