|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mañino |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 maneno.
[Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mañino |
| Fototeny | 5 ino |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 maninona, nahoana.
[Sihanaka]
[1.78] 8 inona (maninona): Mañino laha mianatre (maninona raha mianatra). [Tanala] [1.78] |
| Tovy hevitra | 9 ino |
| Fivaditsoratra | 10 mañino, 11 mañony, manony, 12 minona, minòna, 13 monany, 14 monina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|