|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manindry |
| Fototeny | 2 tsindry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra.
5 Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky. 6 Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 mañindry |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano).
[Tanala]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 manindry |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile..
[Bara, Tandroy]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 18 mandriny, 19 manindry, mañindry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|