Entrée (1/2) | 1 manindrona |
Radical | 2 tsindrona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra 5 Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1] |
Explications en anglais |
6 to prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7] |
Explications en français |
7 piquer; donner un médicament par piqûre [1.8] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 manindròna |
Radical | 13 tsindrona |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manindrona [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 anindronam, manindrona, manindròna, namindroan, nanamondry, niondranam |
Mis à jour le 2023/01/20 |