|
|
|
|

Teny iditra1  manindroa
Fototeny  2 indroa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamerina indroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  manimbalo, 10  manimpito, 11  manimpolo, 12  manindimy, 13  maninefatra, 14  maninenina, 15  manintelo, 16  manintsivy
Kamban-teny rehetra  17 raha manindroa manintelo
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 mandriona, 20 manindroa, 21 miandrano, 22 miandrona, 23 miondrana, miondràna, 24 mondraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17