Entry |
manilika
(ilika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? ¶ Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa ¶ Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [Richardson 1885]
|
| to push aside or farther off [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | pousser de côté ou plus loin [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Morphology |
|
Synonyms | |
Examples | Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [Andraina: Mitaraina]
|
Quotes |
|