|
|
|
|

Teny iditra1  manify
Fototeny  2 nify
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify.
5 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony.
6 Tsy dia manankarena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 thin (not of liquids). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être mince, peu serré, clairsemé.
9 être peu riche. [1.3]
10 mince. [1.8, 1.13, 1.5]
11 peu épais. [1.8]
12 fin. [1.13]
Ohatra  13  Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13