Entry mangotsoka (hotsoka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
¶ Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka
Explanations in English  [Hallanger 1973] to ache, as a boil or rheumatism
Explanations in French  [Hallanger 1974] avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme
Vocabulary 
Morphology 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka
Synonyms mangotsokotsoka

Entry mangotsoka (hotsoka)
Part of speech adjective
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka] sentir vivement sa déception ( gaina)
Vocabulary 
Morphology 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka

Updated on 2020/07/31