|
|
|
|

Entrée1  mangataka
Radical  2  hataka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy
5  Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny
6  Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1]
Explications en anglais  7  to beg [1.2, 1.7]
8  to ask [1.2]
9  to ask for something [1.7]
Explications en français  10  demander; mendier [1.8]
Exemples  11  Kibo noana tsy mangataka andro. [2.558]
12  Koa mangataka olona aminao aho. [2.508]
13  Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Analogues  18  mitalaho, mihanta, miangavy, mierina, mitosy, miangola, miangoty, mitambitamby, mivavaka, miambezo, mitofendro, mitampesona, mikonetaka, mifendrofendro, mitomany ambony fe, milela-paladia, mananty an-tanan-droa, manao hatapiso, manao hata-maso, manao hatak' adala
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/17