Entry mangaina (manga)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Atao tonga manga [1.1]
Morphology 
mangaina
nangaina
hangaina
mangao

Entry mangaina (gaina)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
¶ foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1]
Explanations in English disappointed [1.2]
Explanations in French être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3]
 être déçu ( haihay) être désappointé ( gaina) [1.54]
Morphology 
mangaina
nangaina
hangaina
Examples Mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470]

Entry mangaiña
Part of speech active verb
Explanations in French maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165]
Proverbs 

Anagrams miangana, maingaña, manainga, manangia

Updated on 2023/01/20