Entry mangaihay (haihay)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ gaina ~ kepoka ~ malazo molotra ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ manjetoka ~ manola-nify ~ mihaingihaingy ~ mipitrapitra ~ mitanatana vava ~ mitokaiky ~ mitsako dilana [1.1]
Explanations in English to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [1.2]
 to be confused, to be confounded [1.7]
Explanations in French être désappointé ( gaina, haihay) [1.54]
 être confus, confondu [1.8]
Morphology 
mangaihay
nangaihay
hangaihay
Synonyms mihaihay
Proverbs 

Updated on 2023/01/20