Entry mangaihay (haihay)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ gaina ~ kepoka ~ malazo molotra ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ manjetoka ~ manola-nify ~ mihaingihaingy ~ mipitrapitra ~ mitanatana vava ~ mitokaiky ~ mitsako dilana
Explanations in English  [Richardson 1885] to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded.
  [Hallanger 1973] to be confused, to be confounded
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka] être désappointé ( gaina, haihay)
  [Hallanger 1974] être confus, confondu
Morphology 
mangaihay
nangaihay
hangaihay
Synonyms mihaihay
Quotes 

Updated on 2020/07/31