Entrée (1/3) | 1 manerona |
Radical | 2 erona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1] |
Explications en anglais |
5 to growl or roar at [1.7] |
Explications en français |
6 gronder, rugir [1.8] |
Exemples |
7 Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472] |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 12 mañerona |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 manendy kafe, ets. [Sihanaka]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 15 maneròna |
Radical | 16 erona |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manerona [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Anagrammes | 19 amorenan, anemoran, aneronam, anoneram, anorenam, maneròna, manerona, mañerona, manonera, manorena, menarano, namorena, nanemora, Ranomena, rano mena, ranomena |
Mis à jour le 2023/01/20 |