|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manendy
Radical  2  endy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [1.1]
Explications en anglais  5  to fry [1.7]
Explications en français  6  faire frire [1.8]
Exemples  7  manam-boanjo ka tsy mba manendy [2.131]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  Manendy
Partie du discours  13  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  14  Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [1.1]
Exemples  15  Ny manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [2.508]
16  Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [2.472]

Anagrammes  17  mandiñe, Manendy, manendy, nandemy

Mis à jour le 2023/01/20