Entry mandry
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
¶ Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
¶ Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
¶ ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono.
Explanations in English  [Richardson 1885] to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc.
  [Hallanger 1973] to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk)
Explanations in French  [Hallanger 1974] être couché, se coucher; être figé, caillé
Morphology 
mandry
nandry
handry
mandria
Compound words, titles, names 
 
Examples 
1 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso] Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany.
2 [Dahle: Angano] Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry;
Quotes 
Toponymy Place names having the word mandry (3): Mandritsara, Ranomandry, Vatomandry

Updated on 2022/11/22