Entry mandrohy (rohy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mamatotra mafy: Mandrohy lakana
¶ Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby
Explanations in English  [Hallanger 1973] to tie up tightly, to hog tie
Explanations in French  [Hallanger 1974] attacher fortement
Morphology 
mandrohy
nandrohy
handrohy
mandrohiza
Quotes 

Updated on 2022/09/10