|
|
|
|

Entrée1  mandroaka
Radical  2  roaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
5  Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
6  Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
7  Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [1.1]
Explications en anglais  8  to drive away, to expel
9  to drive a herd [1.7]
Explications en français  10  expulser, chasser
11  pousser un troupeau devant soi [1.8]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Anagrammes  16  andramako, mandaroka, mandraoka, mandroaka

Mis à jour le 2023/01/20