|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandrava
Radical  2  rava
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
5  hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
6  Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
7  Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [1.1]
Explications en anglais  8  to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [1.7]
Explications en français  9  ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [1.8]
Exemples  10  Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
11  Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [2.48]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mandrava

Entrée (2/2)20  mandravà
Radical  21  rava
Partie du discours  22  impératif du verbe actif mandrava
Explications en malgache  23  [1.1]
Tableaux et planches  24  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  25  mandrava, mandravà, mandrava, mandravà

Mis à jour le 2023/09/08