|
|
|
|

Entrée1  mandraraka
Radical  2  raraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto?
5  Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra
6  Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso
7  Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [1.1]
Explications en anglais  8  to spill, to scatter [1.7]
Explications en français  9  répandre [1.8]
Exemples  10  fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [2.131]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20