|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrakizao
Singan-teny  2 mandraka, 3 izao
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohatra  8  Efa telo andro izay, mbola tsy niverina izy mandrakizao. [2.472#230]
9  Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472#121]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20