Entry |
mandoza
(loza)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka ¶ Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy ¶ Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to do evil; to signal a coming calamity [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | faire le mal; présager un malheur [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
Quotes |
|
Entry |
mandoza
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
manambady havana [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
mandoza
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
maka ankeriny (vehivavy) [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
mandozà
(loza)
|
Part of speech | imperative of active verb mandoza
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
|
|