Entrée | mandotra | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] | ||||||||
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | ||||||||
Synonymes | manditra ~ renimanditra | ||||||||
Entrée | mandotra (dotra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To burn with fire [1.2] | ||||||||
Exemples | Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny.
[1.437] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2022/09/10 |
![]() |