Entry mandihy (dihy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Mitovy hevitra: mirebika ~ mitotorebika ~ mitsinjaka
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to dance
Explanations in French  [Hallanger 1974] danser
Morphology 
mandihy
nandihy
handihy
mandihiza
Compound words, titles, names 
Examples  [Andraina: Mitaraina, page 225] Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana.
Quotes 

Updated on 2020/07/31