Entry mandatsa-bato (latsaka, vato)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato
¶ (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana [Rajemisa 1985]
 mandray anjara amin'ny fifidianana [SLP 1986]
Explanations in English to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour
¶ to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered [Richardson 1885]
Explanations in French voter [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31