Entry |
mandango
(lango)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo [Rajemisa 1985]
|
Morphology |
|
|
Entry |
mandango
(lango)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan' ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | se dit des feuilles de tabac qu'on a chauffées pour être pulvérisées et qui redeviennent souples en se refroidissant [Abinal 1888]
|
|