Entry manavina (avina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy
Explanations in English  [Richardson 1885] to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.
Morphology 
manavina
nanavina
hanavina
manavena
Examples  [Rabemolaly: Fary] Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao.

Updated on 2022/09/09