Entry |
manasina
(hasina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | manamasina dia fampiasa amin' ny fanehoam-panajanasy fankatoavanany Andriamanjaka amin' ny
fanolorana fanomezana ho azy: avy manasina Andriana amin' ny volatsivaky izahay tompoko! [Ravelojaona 1937]
|
| [Bezanozano]
manaja [Rakotosaona 1975]
|
| manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manamasina anao amin' itỳ vola tsy vaky itỳ izahay olom-pehezinao [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to present the hasina. [Richardson 1885]
|
Explanations in French | faire le hasina, offrir le hasina [Abinal 1888]
|
Morphology |
|
Examples | Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 161]
|
|
Entry |
manasina
(hasina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome hery, manamasina [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | donner une vertu, consacrer, bénir [Abinal 1888]
|
| (toute l'île) (racine hasina : la vertu, la puissance qu'on pense être surnaturelle, constatée chez certaines plantes). Verbe : donner une vertu, rendre une plante efficace.
D'où les noms donnés dans les diverses régions aux empiriques soignant par les plantes : mpimasy ou
mpimasina,
omasy,
ombiasy, tous dérivés de la même racine.
Voir aussi
hasina. Le grand roi Andrianampoinimerina (règne 1787-1810) fut le premier à édicter des règles précises concernant les
mpimasy et les médicaments autorisés et réprimant la sorcellerie et les pratiques malfaisantes. Voir Tantara, traduction française, 1974, Tome 3, p. 100-104.
[Boiteau 1997]
|
Morphology |
|
|
Entry |
manasina
(hasina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | manolona mba ho tonga kofehy: Manasina foly ¶ manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to rock a child as in voahasina
[Richardson 1885]
|
Explanations in French | tordre, bercer [Abinal 1888]
|
Morphology |
|
|
Entry |
manasìna
(hasina)
|
Part of speech | imperative of active verb manasina
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | [Abinal 1888]
|
|