Entry manasa (sasa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky.
Mitovy hevitra: mamotsy ~ manadio ~ manakobana ~ manala loto ~ manala pentina ~ manala tseroka ~ manontsana ~ manorana ~ manoza ~ mifantsana
Explanations in English  [Hallanger 1973] to wash
Explanations in French  [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] laver
  [Hallanger 1974] faire le linge
Explanations in Italian  [Profita 1969] lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria)
¶ affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello)
¶ sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie)
Morphology 
manasa
nanasa
hanasa
manasà
Quotes 

Entry manasà (sasa)
Part of speech imperative of active verb manasa [full list]
Explanations in English  [Stark 1967 page 19] wash

Entry manasa (asa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany
Explanations in French  [Abinal 1888] aiguiser, affiler, râper
Compound words, titles, names 
 

Entry manasà (asa)
Part of speech imperative of active verb manasa [full list]

Entry manasa (asa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany

Entry mañasa
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] manohana; manafina

Entry mañasa
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] miantso

Entry manasa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] mananasy
  [Rakotosaona 1975] [Bara] (mañasa) mananasy
Vocabulary 

Updated on 2021/12/13