Entry manara-bavy (araka, vavy)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy
¶ mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany
Explanations in English  [Richardson 1885] to follow a wife, i.e. to be henpecked.

Updated on 2020/07/31