Entry | manaofotoamborozano > manao fotoam-borizano (tao, fotoana, borizano) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [Ravelojaona 1937] | |
[ manao fotoam-borozano ] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [Rajemisa 1985] | ||
![]() |