Entrée manan-kasina
Mots élémentaires manana ; hasina
Partie du discours locution
Explications en malgache Misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [1.1]
Exemples Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. [2.445]

Entrée Manankasina (anana, hasina)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -19.2333333, 46.7333333
-18.7833333, 47.55
-18.0833333, 47.6833333
Toponymie anana, hasina

Mis à jour le 2023/01/01