|
|
|
|

Entrée1  manankarena
Mots élémentaires  2  manana, harena
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1]
Explications en anglais  5  (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
6  (manan-karèna) to be rich [1.7]
Explications en français  7  (manan-karèna) être riche [1.8]
Exemples  8  Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
9  Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#]
Synonymes  10  komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Analogues  11  mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manankarena

Mis à jour le 2023/05/16