Entry manangona (angona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
¶ Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
¶ Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [Rajemisa 1985]
Explanations in English to collect, to assemble, to gather things or persons together. [Richardson 1885]
Explanations in French rassembler, accumuler [SLP 1986]
Morphology 
manangona
nanangona
hanangona
manangòna
Examples Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 34]
Quotes 

Entry manangòna (angona)
Part of speech imperative of active verb manangona [full list]

Entry manangona
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Sakoanala villosa

Updated on 2022/01/01