Entry | manangan-jaza (tsangana, zaza) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [Rajemisa 1985] | |
Antonyms | manalan-jaza ~ manary zaza | |
Examples | ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [Callet: Tantara, page 305] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |