Entry manandrankandrana (kandrankandrana (kandrana))
Part of speech active verb
Explanations in French  [Rakotonaivo 1993] hasarder
Morphology 
manandrankandrana
manandrankandran-
manandrankandram-
manandrankandra-
nanandrankandrana
nanandrankandran-
nanandrankandram-
nanandrankandra-
hanandrankandrana
hanandrankandran-
hanandrankandram-
hanandrankandra-
Synonyms mitsapa vintana
Examples  [Rakotonaivo 1993, page 479] Aleo manandrankandrana mamonjy olo-meloka toy izay manameloka tsy manan-tsiny (Il vaux mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent) [Voltaire]

Updated on 2020/07/31