Entry | manampirina (ampirina) | ||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy ¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Synonyms | mampirina | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |