Entry manambina (tambina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Manisy tambiny
Explanations in French  [Abinal 1888] mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet
Morphology 
manambina
nanambina
hanambina
manamna
Synonyms manatambina
Examples 
1 [Rabesata: Fanandroana] Andro zoma no manambina ny alahamady.
2 [Rabemolaly: Fary] Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana.

Entry manambina (ambina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka
¶ Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra!
Explanations in English  [Richardson 1885] to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes.
  [Hallanger 1973] to make prosperous, to favor
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] rendre prospère, favoriser
  [Abinal 1888] avoir sous sa protection
Morphology 
manambina
nanambina
hanambina
manamna

Entry manamna (tambina, ambina)
Part of speech imperative of active verb manambina [full list]

Updated on 2022/09/07