|
|
|
|

Entrée1  manamafy
Radical  2  mafy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
5  manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
6  mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao [1.1#585]
7  [1.1#552]
Explications en anglais  8  to reinforce, to strengthen, to harden
9  to reiterate, to emphasize [1.7]
Explications en français  10  rendre dur
11  confirmer [1.3, 1.8]
12  fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [1.3]
13  renforcer, rendre solide
14  répéter [1.8]
Exemples  15  manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27]
16  Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Antonymes  21  manalemy
Analogues  22  manofana, manatsohara, manantitra, mandalina, mankahery, mampahatanjaka, mampahavitrika

Anagrammes  23  fanamamy, manamafy

Mis à jour le 2023/01/20