Entrée (1/2) | 1 manalasala (salasala) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra [1.1] 4 Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa [1.1] 5 Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1] |
Explications en anglais |
6 To hesitate and do nothing [1.7] |
Explications en français |
7 Hésiter au point de ne rien faire [1.8] |
Exemples |
8 manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot manalasala |
Entrée (2/2) | 14 manalasalà (salasala) |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manalasala |
Tableaux et planches |
16 Tous les impératifs actifs |
Mis à jour le 2023/01/20 |