|
|
|
|

Entrée manakatra (takatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1]
Explications en anglais To try the depth of water; to try to reach up to something [1.7]
Explications en français Sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8]
Exemples 
1Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. [2.606]
2tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. [1.369]
Morphologie 
Présent : manakatra
Passé : nanakatra
Futur : hanakatra
Impératif : manakara

Mis à jour le 2023/09/25