|
|
|
|

Entrée1  manaiky
Radical  2  aiky
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
5  Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
6  Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
7  Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
8  Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
9  Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [1.1]
Explications en anglais  10  to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [1.2]
11  to agree; to obey; to profess a faith [1.7]
Explications en français  12  Comme maNEky#mg.av [1.3#10]
13  consentir; obéir; confesser sa foi [1.8]
Exemples  14  Koa ianao aza manaiky hibaby ahy [1.251#]
15  miezaka mafy tsy manaiky ho resy [2.313#]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Analogues  20  1.1^^=manoa
Mots composés 

Anagrammes  28  manaiky, mañiaky, miakany, mianaky

Mis à jour le 2023/09/21