Entry manaha (haha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanosy] mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
¶ Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
¶ Manasaratsaraka: Manaha kofehy
¶ Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
¶ Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
Explanations in English to untie, to unloose. [1.2]
Explanations in French délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Morphology 
Present manaha
Past nanaha
Future hanaha
Imperative manahà
Examples koa izay mamoifo no manaha [2.857]

Entry manaha (taha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Morphology 
Present manaha
Past nanaha
Future hanaha
Imperative manahà

Entry manahà (haha)
Part of speech imperative of active verb manaha [full list]

Entry manahà (taha)
Part of speech imperative of active verb manaha [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/03/04