Entrée | 1 manadino |
Radical | 2 hadino |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1] |
Explications en anglais |
5 to forget [1.2, 1.7] 6 to neglect [1.2] |
Explications en français |
7 oublier [1.3#202, 1.8] 8 ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202] |
Exemples |
9 Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369#] 10 Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#] 11 Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 18 amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna, namodian, nanodiam, nodainam |
Mis à jour le 2023/08/11 |